-
2 Mpanjaka 21:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Manase, ka nalevina tao amin’ny zaridainan’ny tranony, tao amin’ny zaridainan’i Oza.+ Ary i Amona zanany no nanjaka nandimby azy.
-