-
Marka 8:6-8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary nasainy naka toerana teo amin’ny tany ny vahoaka. Noraisiny ny mofo fito avy eo ka nisaotra an’Andriamanitra izy. Dia notapahiny ny mofo ka nozarainy tamin’ny mpianany mba harosony, ary izy ireo indray nandroso an’ilay izy tamin’ny vahoaka.+ 7 Nanana trondro madinika vitsivitsy koa izy ireo. Rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia nasainy naroso koa izany. 8 Dia nihinana ny olona ka voky, ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika lehibe fito.*+
-