2 Mpanjaka 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny. 2 Mpanjaka 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanorina alitara ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra+ izy, teo amin’ny tokotany roa amin’ny tranon’i Jehovah.+
21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny.
5 Dia nanorina alitara ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra+ izy, teo amin’ny tokotany roa amin’ny tranon’i Jehovah.+