-
1 Mpanjaka 12:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Dia nanomboka nanolotra fanatitra teo amin’ilay alitara nataony tao Betela izy, tamin’ny andro faha-15 amin’ny volana fahavalo. Izy ihany no nifidy an’io volana io. Ary nifidy andro hatao fety ho an’ny vahoakan’Israely izy, sady nankeo amin’ilay alitara mba hanao fanatitra sy handoro fanatitra mba hidona-tsetroka.
-