FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nanorina* an’i Sekema,+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, i Jeroboama ka nipetraka tany. Ary niala tany izy, ka naoriny* i Penoela.+

  • 1 Mpanjaka 12:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nanorina trano fivavahana teny amin’ireo toerana avo i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny Levita.+

  • 1 Mpanjaka 13:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Fa tsy maintsy ho tanteraka+ ilay tenin’i Jehovah nanamelohany an’ilay alitara eto Betela sy ireo trano fivavahana rehetra eny amin’ny toerana avo+ ao amin’ireo tanànan’i Samaria.”

  • 2 Mpanjaka 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nanao zavatra tsy mety teo imason’i Jehovah Andriamaniny ny Israelita. Nanorina toerana avo tany amin’ny tanànany rehetra izy ireo,+ nanomboka teo amin’ny tilikambo fiambenana ka hatrany amin’ny tanàna voaro mafy.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara