-
2 Mpanjaka 4:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky ny mpaminany,+ tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko, izay mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra an’i Jehovah foana+ izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa haka ny zanako roa lahy ho andevony.” 2 Dia hoy i Elisa taminy: “Inona àry no azoko atao ho anao? Lazao ahy izay anananao ao an-trano.” Dia namaly ilay vehivavy hoe: “Tsy misy na inona na inona ao an-tranon’ny mpanomponao, afa-tsy siny* iray fasiana menaka.”+
-