FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’ny andro fahafiton’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona faha-19 nanjakan’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona, dia tonga tao Jerosalema i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina ny mpanjakan’i Babylona sady mpanompony.+

  • Jeremia 39:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nentin’i Nebozaradana,+ lehiben’ny mpiambina, ny vahoaka sisa tao an-tanàna, sy ireo efa nitolo-batana tany aminy, ary izay olon-kafa sisa tavela, ka nataony sesitany tany Babylona.

  • Jeremia 40:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah, rehefa avy nanafaka azy avy tao Rama+ i Nebozaradana+ lehiben’ny mpiambina. Nisy gadra vy ny tanan’i Jeremia tamin’izy nentiny tao, ary anisan’ireo babo nentina avy teto Jerosalema sy Joda izy, mba hatao sesitany any Babylona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara