FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 41:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Tamin’ny volana fahafito dia tonga tany Mizpa,+ tany amin’i Gedalia zanak’i Ahikama, i Ismaela+ zanak’i Netania zanak’i Elisama, ary nisy folo lahy niaraka taminy. Taranaka mpanjaka* i Ismaela sady anisan’ny manamboninahitry ny mpanjaka. Raha mbola teo am-pisakafoana tany Mizpa izy ireo, 2 dia nitsangana i Ismaela zanak’i Netania sy ireo folo lahy niaraka taminy, ka nasian’izy ireo tamin’ny sabatra i Gedalia zanak’i Ahikama, zanak’i Safana. Koa novonoin’i Ismaela ilay olona notendren’ny mpanjakan’i Babylona hitondra an’ilay tany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara