-
2 Mpanjaka 4:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia niteny tamin’ny vadiny ilay vehivavy hoe: “Fantatro fa olo-masin’Andriamanitra ilay mpandalo eto amintsika iny. 10 Andao mba hanao efitra kely ao an-tampon-trano,+ dia hasiantsika fandriana, sy latabatra, sy seza, ary fitoeran-jiro ao hampiasainy. Amin’izay mba afaka mipetraka ao izy isaky ny tonga eto amintsika.”+
-