FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nitaraina mafy teo anatrehan’i Jehovah ny vahoaka, ka tezitra be i Jehovah rehefa naheno an’izany. Dia nisy afo avy tamin’i Jehovah nandoro azy ireo, ka levona ny sasany teny an-tsisin’ny toby.

  • Nomery 16:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Avy eo dia nisy afo nalefan’i Jehovah+ ka nandevona an’ireo 250 lahy nanatitra emboka manitra.+

  • Lioka 9:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Rehefa nahita an’izany i Jakoba sy Jaona+ mpianatra, dia niteny hoe: “Tompo ô, tianao ve raha hiteny izahay mba hisy afo hilatsaka avy any an-danitra handringana an’ireo?”+

  • Joda 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanao hoatran’ireny anjely ireny koa i Sodoma sy Gomora ary ny tanàna nanodidina azy. Nanaram-po tamin’ny fijangajangana* tena mamoafady mantsy izy ireo, sady nanatanteraka ny fanirian’ny nofony mba hanao zavatra tsy fanao.+ Afo maharitra mandrakizay* no saziny, ka lasa anatra ho antsika izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara