Ohabolana 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Maharikoriko an’i Jehovah ny olona fetsifetsy,*+Fa mahafinaritra azy kosa izay mandeha tsy misy tsiny.+ Ohabolana 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+Fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olona manao izay mahitsy.+ Hebreo 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly mihoatra noho ireo namanao.”+
20 Maharikoriko an’i Jehovah ny olona fetsifetsy,*+Fa mahafinaritra azy kosa izay mandeha tsy misy tsiny.+
8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+Fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olona manao izay mahitsy.+
9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly mihoatra noho ireo namanao.”+