FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 23:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Amin’ny andro hanetsiketsehana an’ilay amboara no hanoloranareo ondrilahy kely tsy misy kilema sady tsy mihoatra ny herintaona, ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah. 13 Ny fanatitra varimbazaha hampiarahina amin’izany, dia lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny efaha,* nafangaro menaka, ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, mba ho hanitra mahafinaritra* azy. Ampiaraho aminy koa ny divay ampahefatry ny hina* mba ho fanatitra zava-pisotro.

  • Nomery 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tokony hanolotra divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro koa ianao, miaraka amin’ny ondrilahy kely atao fanatitra dorana+ na atao sorona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara