Nomery 3:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany avy, dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+ 20 Ny zanakalahin’i Merary, araka ny fianakaviany avy, dia i Maly+ sy Mosy.+ Ireo no fianakavian’ny Levita, araka ny fianakaviambeny.
19 Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany avy, dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+ 20 Ny zanakalahin’i Merary, araka ny fianakaviany avy, dia i Maly+ sy Mosy.+ Ireo no fianakavian’ny Levita, araka ny fianakaviambeny.