Mpitsara 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nihira+ toy izao i Debora+ sy Baraka+ zanak’i Abinoama, tamin’iny andro iny: Mpitsara 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nisy mpanjaka tonga hiady,Dia niady ireo mpanjakan’i Kanana+Tao Tanàka, teo amoron’ny ranon’i Megido.+ Tsy nahazo volafotsy anefa izy ireo.+
19 Nisy mpanjaka tonga hiady,Dia niady ireo mpanjakan’i Kanana+Tao Tanàka, teo amoron’ny ranon’i Megido.+ Tsy nahazo volafotsy anefa izy ireo.+