-
1 Mpanjaka 4:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nanana lehibem-paritra 12 i Solomona, teo amin’ny Israely rehetra. Andraikitr’izy ireo ny namatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany. Ary nifandimby nanao an’izany iray volana isan-taona ny tsirairay tamin’izy ireo.+
-
-
1 Mpanjaka 4:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 ny zanak’i Abinadaba no niandraikitra ny tehezan-kavoanan’i Dora manontolo—lasa vadiny i Tafata zanakavavin’i Solomona—;
-