FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 9:35-38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Nipetraka tao Gibeona i Jeiela rain’i Gibeona,+ ary Maka no anaran’ny vadiny. 36 I Abdona no zanany lahimatoa, dia nanarakaraka azy i Zora, Kisy, Bala, Nera, Nadaba, 37 Gedora, Ahio, Zakaria, ary Miklota. 38 I Miklota niteraka an’i Simeama. Nipetraka teny akaikin’ny rahalahiny tao Jerosalema daholo izy ireo, niaraka tamin’ny rahalahiny hafa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara