-
Mpitsara 16:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Koa nosamborin’ny Filistinina izy, dia nopotsirin’izy ireo ny masony roa. Ary nentin’izy ireo nidina nankany Gaza izy, ka nofatorany tamin’ny gadra varahina roa. Dia lasa mpanodina vato lehibe fikosoham-bary tao am-ponja izy.
-
-
Mpitsara 16:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary nivory ireo andrianan’ny Filistinina mba hanao sorona lehibe ho an’i Dagona+ andriamaniny sy hanao fety. Fa hoy izy ireo: “Efa nataon’ilay andriamanitsika resintsika i Samsona fahavalontsika!”
-