-
1 Tantara 27:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nisy 24 000 ny Israelita tao amin’ny antoko-miaramila tsirairay. Anisan’izy ireo ny lohan’ireo fianakaviambe, ny lehiben’ny arivo, ny lehiben’ny zato,+ ary ny mpifehy izay nanompo ny mpanjaka+ ka nikarakara ny raharaha rehetra momba an’ireo antoko-miaramila. Nifandimby isam-bolana ireo antoko-miaramila ireo nandritra ny volana rehetra amin’ny taona.
2 I Jasobeama,+ zanak’i Zabdiela, no nifehy ny antoko-miaramila voalohany ho an’ny volana voalohany. Nisy 24 000 ny tao amin’ny antoko-miaramilany.
-