2 Samoela 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireto ny anaran’ireo miaramila matanjaka+ tao amin’ny tafik’i Davida: Joseba-basebeta Takemonita, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 800 lahy.
8 Ireto ny anaran’ireo miaramila matanjaka+ tao amin’ny tafik’i Davida: Joseba-basebeta Takemonita, lehiben’izy telo lahy.+ Nampiasa ny lefony izy, indray mandeha, dia nahafaty 800 lahy.