1 Samoela 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Toy ny voditenon’ny mpanenona ny tahon’ny lefony,+ ary vy nilanja 600 sekely* ny lela lefony. Ary nandeha teo alohany ny mpitondra ny ampingany.
7 Toy ny voditenon’ny mpanenona ny tahon’ny lefony,+ ary vy nilanja 600 sekely* ny lela lefony. Ary nandeha teo alohany ny mpitondra ny ampingany.