FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 5:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny taranaky ny antsasaky ny fokon’i Manase+ dia nipetraka hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary ny Tendrombohitra Hermona.+ Be dia be izy ireo. 24 Ireto avy ny lohan’ny fianakaviambeny: Efera, Jisy, Eliela, Azriela, Jeremia, Hodavia, ary Jadiela. Miaramila matanjaka sy malaza izy ireo, sady lohan’ny fianakaviambeny.

  • 1 Tantara 11:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ireto avy ny lehiben’ireo miaramila matanjaka tao amin’ny tafik’i Davida, izay tena nanohana ny fanjakany, niaraka tamin’ny Israely rehetra. Nataon’izy rehetra ireo mpanjaka izy, araka ny nampanantenain’i Jehovah ny Israely.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara