1 Samoela 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy i Saoly tamin’i Ahia:+ “Ento atỳ ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra!” Teo amin’ny Israelita mantsy ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra tamin’izay fotoana izay.*
18 Dia hoy i Saoly tamin’i Ahia:+ “Ento atỳ ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra!” Teo amin’ny Israelita mantsy ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra tamin’izay fotoana izay.*