-
Mpitsara 4:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ary hoy i Debora tamin’i Baraka: “Mitsangàna fa hataon’i Jehovah resinao i Sisera androany. Tsy i Jehovah ve no mitarika anao?” Dia nidina avy tany an-tendrombohitra Tabara i Baraka sy ireo lehilahy 10 000 niaraka taminy.
-