1 Tantara 6:29, 30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny zanak’i* Merary dia i Maly,+ ary i Maly niteraka an’i Libny, Libny niteraka an’i Simey, Simey niteraka an’i Oza, 30 Oza niteraka an’i Simea, Simea niteraka an’i Hagia, ary Hagia niteraka an’i Asaia.
29 Ny zanak’i* Merary dia i Maly,+ ary i Maly niteraka an’i Libny, Libny niteraka an’i Simey, Simey niteraka an’i Oza, 30 Oza niteraka an’i Simea, Simea niteraka an’i Hagia, ary Hagia niteraka an’i Asaia.