-
Eksodosy 25:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia atsofohy ao amin’ireo tahony boribory eo amin’ny lafiny roa ireo bao ireo, mba hilanjana an’ilay Vata.
-
-
2 Tantara 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Lava be ireo bao ka tazana ny tendrony raha avy eo amin’ny Masina, eo anoloan’ny efitra anatiny indrindra. Tsy tazana avy any ivelany kosa ireo bao ireo. Ary mbola ao ireo hatramin’izao.
-