-
1 Tantara 6:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ireto avy no notendren’i Davida hitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+
-
-
1 Tantara 25:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Hemana. I Hemana no nampita tamin’ny mpanjaka ny fahitana hitany, dia ny hafatr’ilay tena Andriamanitra mba hiderana Azy.* Dia nomen’Andriamanitra zanakalahy 14 sy zanakavavy 3 izy.
-