-
1 Tantara 6:31-33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ireto avy no notendren’i Davida hitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+ 32 Niandraikitra ny hira tao amin’ny tranolay* izy ireo, mandra-panorin’i Solomona ny tranon’i Jehovah tao Jerosalema.+ Ary nanao ny fanompoany araka izay nasaina nataony izy ireo.+ 33 Ireto avy ny lehilahy nanompo niaraka tamin’ny zanany: Tamin’ny Kehatita, dia i Hemana+ mpihira zanak’i Joela,+ zanak’i Samoela,
-