-
Genesisy 36:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary i Ada niteraka an’i Elifaza tamin’i Esao, i Basemata kosa niteraka an’i Regoela,
5 ary i Oholibama niteraka an’i Jeosy sy Jalama ary Kora.+
Ireo no zanakalahin’i Esao naterany tany Kanana.
-