Salamo 24:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Handray fitahiana avy amin’i Jehovah izy,+Ary hanaiky azy ho marina* ilay Andriamanitry ny famonjena azy.+ 6 Hoatr’izany ny taranak’izay mitady Azy,Dia ny taranak’izay mitady sitraka aminao,* ry Andriamanitr’i Jakoba ô! (Sela)
5 Handray fitahiana avy amin’i Jehovah izy,+Ary hanaiky azy ho marina* ilay Andriamanitry ny famonjena azy.+ 6 Hoatr’izany ny taranak’izay mitady Azy,Dia ny taranak’izay mitady sitraka aminao,* ry Andriamanitr’i Jakoba ô! (Sela)