FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:4-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Avy eo dia nisy Levita notendreny hanompo eo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah,+ mba hanome voninahitra* sy hisaotra ary hidera an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. 5 I Asafa+ no mpitarika ny mpihira, ary nanarakaraka azy i Zakaria. I Jeiela, Semiramota, Jehiela, Matitia, Eliaba, Benaia, Obeda-edoma, ary Jeiela+ no nitendry zavamaneno sy harpa.+ I Asafa kosa no nampaneno kipantsona.+ 6 Fa i Benaia sy Jahaziela mpisorona foana no nitsoka trompetra teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’ilay tena Andriamanitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara