1 Tantara 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Naniraka olona ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro, sady nandefa hazo sedera sy mpanao vato* ary mpandrafitra, mba hanorina trano* ho azy.+
14 Naniraka olona ho any amin’i Davida i Hirama+ mpanjakan’i Tyro, sady nandefa hazo sedera sy mpanao vato* ary mpandrafitra, mba hanorina trano* ho azy.+