-
Genesisy 36:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ireto no zanakalahin’i Sobala: Alvana, Manahata, Ebala, Sefo, ary Onama.
24 Ireto no zanakalahin’i Zibona:+ Aia sy Ana. Io Ana io no nahita ny ranomafana tany an-tany efitra, tamin’izy niandry ny ampondran’i Zibona rainy.
-