1 Mpanjaka 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nataon’Andriamanitra lasa mpanohitra+ an’i Solomona koa i Rezona zanak’i Eliada, ilay nandositra an’i Hadadezera+ tompony, mpanjakan’i Zoba.
23 Nataon’Andriamanitra lasa mpanohitra+ an’i Solomona koa i Rezona zanak’i Eliada, ilay nandositra an’i Hadadezera+ tompony, mpanjakan’i Zoba.