-
1 Tantara 11:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Lasa lehiben’ny miaramila telo hafa i Abisay+ rahalahin’i Joaba.+ Nampiasa ny lefony izy, ka nahafaty 300 lahy. Ary nalaza hoatran’ireo telo lahy ihany izy.+ 21 Tamin’izy telo lahy hafa, dia i Abisay no niavaka kokoa noho izy roa lahy. Izy koa no lehiben’izy ireo, saingy mbola tsy nitovy tamin’ireo telo lahy voalohany izy.
-