-
1 Tantara 14:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia lasa nalaza hatraiza hatraiza i Davida. Ary nataon’i Jehovah natahotra be azy ny firenena rehetra.+
-
-
Salamo 18:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Hankatò ahy izy ireo raha vao mandre ny momba ahy fotsiny;
Hanatona ahy ny olona avy amin’ny firenen-kafa sady hatahotra.+
-