Deoteronomia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 I Oga mpanjakan’i Basana no sisa tavela tamin’ny Refaima. Vita tamin’ny vy* ilay filanjana ny fatiny,* ary mbola ao Raba tanànan’ny Amonita ilay izy. Sivy hakiho* ny lavan’izy io, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakiho mahazatra.
11 I Oga mpanjakan’i Basana no sisa tavela tamin’ny Refaima. Vita tamin’ny vy* ilay filanjana ny fatiny,* ary mbola ao Raba tanànan’ny Amonita ilay izy. Sivy hakiho* ny lavan’izy io, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakiho mahazatra.