-
1 Tantara 27:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tsy nisain’i Davida ny 20 taona no ho midina, satria efa nampanantena i Jehovah fa hataony be dia be hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra ny Israely.+ 24 Efa nanomboka nanisa ihany i Joaba zanak’i Zeroia, saingy tsy nahavita hatramin’ny farany. Dia tezitra tamin’ny Israely Andriamanitra* noho izany fanisana izany,+ ka tsy nampidirina tao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’i Davida Mpanjaka ilay isa.
-