Levitikosy 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hasiako amin’ny sabatra ianareo ho valin’ny nivadihanareo tamin’ny fifanekena.+ Raha mandositra ao an-tanànanareo ianareo, dia handefasako aretina.+ Ary hataoko resin’ny fahavalo ianareo.+
25 Hasiako amin’ny sabatra ianareo ho valin’ny nivadihanareo tamin’ny fifanekena.+ Raha mandositra ao an-tanànanareo ianareo, dia handefasako aretina.+ Ary hataoko resin’ny fahavalo ianareo.+