9 Rehefa hitan’i Lea fa tsy niteraka intsony izy, dia nalainy i Zilpa mpanompovaviny ka nomeny ho vadin’i Jakoba.+ 10 Dia nitera-dahy tamin’i Jakoba i Zilpa mpanompovavin’i Lea. 11 Ary hoy i Lea: “Tena nambinina aho!” Dia nataony hoe Gada+ ny anarany.