1 Tantara 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny avy amin’ny taranak’i* Eliezera dia i Rehabia+ no lohan’ny fianakaviambe. Tsy nanan-janakalahy hafa intsony i Eliezera, fa be dia be kosa ny zanakalahin’i Rehabia.
17 Ny avy amin’ny taranak’i* Eliezera dia i Rehabia+ no lohan’ny fianakaviambe. Tsy nanan-janakalahy hafa intsony i Eliezera, fa be dia be kosa ny zanakalahin’i Rehabia.