1 Tantara 29:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary izay rehetra nanana vatosoa dia nanome an’izany mba hatao ao amin’ny fitehirizana ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah, ka i Jehiela+ Gersonita+ no nikarakara an’izany.
8 Ary izay rehetra nanana vatosoa dia nanome an’izany mba hatao ao amin’ny fitehirizana ny zava-tsarobidy tao an-tranon’i Jehovah, ka i Jehiela+ Gersonita+ no nikarakara an’izany.