1 Samoela 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy haharitra anefa izao ny fanjakanao.+ Hifidy lehilahy sitraky ny fony+ i Jehovah, ary hotendren’i Jehovah ho mpitarika ny vahoakany izy,+ satria ianao tsy nankatò an’izay nandidian’i Jehovah anao.”+ 1 Samoela 16:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Tsy haharitra anefa izao ny fanjakanao.+ Hifidy lehilahy sitraky ny fony+ i Jehovah, ary hotendren’i Jehovah ho mpitarika ny vahoakany izy,+ satria ianao tsy nankatò an’izay nandidian’i Jehovah anao.”+