1 Tantara 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko mipetraka eo amin’ny seza fiandrianako mandrakizay izy,+ ary haharitra mandrakizay ny fanjakany sy ny taranany.”’”+ 2 Tantara 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Solomona tamin’Andriamanitra: “Nasehonao tamin’i Davida raiko hoe tena tia azy sy tsy nivadika taminy ianao.+ Dia nataonao mpanjaka nandimby azy aho.+
14 Hataoko mipetraka eo amin’ny seza fiandrianako mandrakizay izy,+ ary haharitra mandrakizay ny fanjakany sy ny taranany.”’”+
8 Dia hoy i Solomona tamin’Andriamanitra: “Nasehonao tamin’i Davida raiko hoe tena tia azy sy tsy nivadika taminy ianao.+ Dia nataonao mpanjaka nandimby azy aho.+