1 Mpanjaka 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nanao kalesy*+ varahina folo izy. Efatra hakiho ny lavan’ny kalesy tsirairay, efatra hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny haavony. 1 Mpanjaka 7:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nanao kovetabe varahina+ folo izy. Antonona rano 40 bata ny kovetabe tsirairay, ary samy nirefy efatra hakiho.* Samy nisy kovetabe iray avy teo amin’ireo kalesy folo.
27 Dia nanao kalesy*+ varahina folo izy. Efatra hakiho ny lavan’ny kalesy tsirairay, efatra hakiho ny sakany, ary telo hakiho ny haavony.
38 Nanao kovetabe varahina+ folo izy. Antonona rano 40 bata ny kovetabe tsirairay, ary samy nirefy efatra hakiho.* Samy nisy kovetabe iray avy teo amin’ireo kalesy folo.