-
Genesisy 22:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Taorian’izay, dia nizaha toetra+ an’i Abrahama Andriamanitra, ka niteny hoe: “Abrahama!” Dia hoy izy: “Intỳ aho, tompoko!”
-