2 Mpanjaka 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekia, izany hoe ny heriny rehetra sy ny nanaovany an’ilay dobo+ sy lakandrano nitarihany rano nankao an-tanàna?+
20 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekia, izany hoe ny heriny rehetra sy ny nanaovany an’ilay dobo+ sy lakandrano nitarihany rano nankao an-tanàna?+