2 Tantara 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Lasa mpanjaka i Jotama+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Jerosa no anaran-dreniny, ary zanak’i Zadoka+ izy io. 2 Tantara 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah+ i Jotama. Nanao fanorenana be dia be teo amin’ny mandan’i Ofela+ koa izy.
27 Lasa mpanjaka i Jotama+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Jerosa no anaran-dreniny, ary zanak’i Zadoka+ izy io.
3 Ary nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah+ i Jotama. Nanao fanorenana be dia be teo amin’ny mandan’i Ofela+ koa izy.