4 Nanorina alitara tao an-tranon’i Jehovah+ koa izy. Io trano io anefa ilay efa notenenin’i Jehovah hoe: “Ao Jerosalema no hametrahako ny anarako.”+ 5 Dia nanorina alitara ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra+ izy, teo amin’ny tokotany roa amin’ny tranon’i Jehovah.+