- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 23:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Hilkia+ mpisoronabe sy ny mpisorona hafa ary ny mpiandry varavarana, mba hamoaka avy tao amin’ny tempolin’i Jehovah ny fitaovana rehetra natao ho an’i Bala sy ho an’ny tsato-kazo masina*+ ary ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra. Dia nodoran’ny mpanjaka teny ivelan’i Jerosalema ireny, teny amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Kidrona, ary nentiny tany Betela+ ny lavenony.
 
 -