-
2 Mpanjaka 17:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Lasa natahotra an’i Jehovah àry izy ireny,+ nefa mbola nanompo an’ireo sary sokitra nataony koa. Toy ny nataon’ny razambeny ihany no ataon’ny zanany sy ny zafikeliny hatramin’izao.
-